Menafify 98

ambohipotsy-img

Ny nitsanganan'ny menafify 98.

Ny 19 Jona 2022 teny Ambanitsena tamin’ny 05 ora sy sasany maraina no niforona ny Sampana menafify teto amin’ny fivondronana. Angotsa Mantrana izay zokiolona tao amin’ny FILEOVANA Avaratr’andohalo fivondronana faha 12 no nitarika ireo beazina voalohany. Nisy telo ny beazina tamin'izany :

  • RANDRIANARISON Hery Tiana
  • RAFALIMANANA Claude
  • RATOVOARIMBOLA Mendrika